Entry | 1 mpisotro |
Root | 2 sotro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay |
Explanations in English |
5 [1.7] a drinker, a drunkard |
Explanations in French |
6 [1.8] buveur, ivrogne |
Examples |
7 [1.369#] Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. 8 [2.270#] Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. 9 [2.472#] Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mpisotro |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |