|
|
|
|

Entry1  mpimasy
Root  2  masy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] mpanao fanafody, mpanasitrana
5  [1.1] Olona sady mitsabo no manao sikidy
Explanations in English  6  [1.7] a medicine man, a diviner
Explanations in French  7  [1.3#436, 1.8] devin
8  [1.196] (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [Merina]
Examples  9  [2.472#] Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana.
10  [2.1022#] Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona;
11  [2.113#] ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa.
12  [2.472] Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy.
Vocabulary  13  Health
Analogs  14  ombiasa
Proverbs  15  Proverbs containing the word mpimasy

Anagrams  16  mampisy, misampy, mpimasy

Updated on 2025/02/02