Entry | 1 mpijirika |
Root | 2 jirika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 mpanao irakely, mpamadi-barotra [1.13] |
Explanations in French |
5 intermédiaire commercial [1.13] |
Examples |
6 Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508#] 7 Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643#] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mpijirika |
Updated on 2023/09/08 |