|
|
|
|

Entry1  mpifatotra
Root  2  fatotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpigadra, olona voatana ao amponja
Explanations in French  5  [1.3] celui ou ce qui est attaché
Examples  6  [2.357#46] Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa!
7  [2.587#] Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra.
8  [2.649#158] nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy.

Updated on 2024/12/11