Entry | 1 mpampita |
Root | 2 ita |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] relais, conducteur |
Examples |
5 [2.470#] Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! 6 [2.69#] Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. 7 [2.470#] Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/08 |
![]() |