|
|
|
|

Entry1  mpamorona
Root  2  forona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira
Explanations in French  5  [1.3#188] créateur, inventeur, fondateur
Examples  6  [2.895#146] Midera ilay mpamorona tsy refesina isika.
7  [2.436#] foto-kevitra tian' ny mpamorona holazaina.

Anagrams  8  mampanoro, mpamorona, pamoronam

Updated on 2025/01/21