|
|
|
|

Entry1  mpamboly
Root  2  voly
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena
Explanations in French  5  [1.3] celui qui plante, le jardinier, le cultivateur
6  [1.5, 1.196] cultivateur
7  [1.5] agriculteur
Examples  8  [2.445#97] Niady hevitra ireto mpamboly indray andro.
9  [2.332#72] Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana.
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpamboly

Updated on 2024/12/11