Entry | 1 montsamontsana |
Root | 2 montsana |
Part of speech | 3 adjective |
Examples |
4 tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69#] 5 Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239#] 6 Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 montsana |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word montsamontsana |
Updated on 2023/01/20 |