|
|
|
|

Entry1  montotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  mandondona, avo kely noho ny manodidina
4  miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany
5  manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy [1.1]
Explanations in French  6  saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation
7  fâché, gonflé de colère [1.3#445]
Examples  8  Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69#]
9  Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#]
10  Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#]
Morphology 
11  Simple :
12  Imperative :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Other spellings  18  montitra
Analogs  19  mandondona, mandomba, mandroso
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word montotra

Updated on 2023/08/11