Entry | 1 monjomonjo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Feo ngonongononina noho ny tsy fahafaliana na hatezerana. [1.1] |
Explanations in French |
4 Murmures, déplaisir [1.3#445] |
Examples |
5 Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo. [2.996#] |
Vocabulary |
6 Sound 7 Emotions |
Derivatives |
|
Updated on 2024/08/17 |