|
|
|
|

Entry1  fimonjomonjoana
Root  2  monjomonjo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fingonongononana noho ny tsy fahafaliana na hatezerana [1.1]
Analogs  5  Fimonomononana, fingonongononana, fimoimoy, fimoimoizana, fikoinkoinana

Updated on 2023/01/05