Entry | 1 mizaha fandrin' omby |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina |
Explanations in French |
4 [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite |
Elementary words | 5 mizaha, fandry, omby |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |