|
|
|
|

Entry (1/2)1  mivantana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny
Root  4  vantana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)16  mivantàna
Part of speech  17  imperative of active verb mivantana [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Root  20  vantana

Anagrams  21  ivantanam, manintava, mavintana, mivantana, mivantàna, nitavanam

Updated on 2025/04/19