|
|
|
|

Entry (1/3)1  mivalana
Root  2  valana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangery, miavela
5  Marary kibo ka mangery matetika [1.1]
6  marary kibo mipiriritra [1.13]
Explanations in French  7  avoir la diarrhée [1.13]
Examples  8  Lasa nivalana izy [1.1]
9  Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1]
Vocabulary  10  Health
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mivalana

Entry (2/3)18  mivalana
Root  19  valana
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [Tanala] [1.78]
22  Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1]
Explanations in French  23  descendre en aval [1.13]
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
27  Imperative :

Entry (3/3)28  mivalàna
Root  29  valana
Part of speech  30  imperative of active verb mivalana
Explanations in Malagasy  31  [1.1]
Explanations in French  32  [1.3]
Tables and plates  33  All the active imperatives

Anagrams  34  manivala, milavana, mivalana, mivalàna, manivala, milavana, mivalana, mivalàna

Updated on 2023/10/24