|
|
|
|

Entry1  miteniteny
Root  2  teniteny
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Examples  5  [2.895#] lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana.
6  [2.472#] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
7  [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
Analogs  8  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa
Compound words 

Updated on 2024/12/11