Entry (1/2) | 1 mitazona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza? Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy |
Explanations in French |
4 [1.13] maintenir |
Root | 5 tazona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mitazòna |
Part of speech | 11 imperative of active verb mitazona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Root | 14 tazona |
Anagrams | 15 itazonam, mitazona, mitazòna, niotazam, niozatam, nitoazam |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |