|
|
|
|

Entry1  mitatitra
Root  2  tatitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay
Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy
Examples  5  [2.470] Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika.
6  [2.471] Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve?
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/11