|
|
|
|

Entry1  mitatao vovonana
Elementary words  2  mitatao, vovonana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro)
Explanations in English  5  [1.7] when the sun is directly overhead at noon
Explanations in French  6  [2.415#6584] Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi.
7  [1.8] quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi
Examples  8  [2.470#] Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana.
9  [1.436#] Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany.
10  [2.5#] Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana.
Vocabulary  11  Time

Updated on 2024/12/07