Entry | 1 mitatao vovonana |
Elementary words | 2 mitatao, vovonana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro) [1.1] |
Explanations in English |
5 when the sun is directly overhead at noon [1.7] |
Explanations in French |
6 Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi. [2.415#6584] 7 quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi [1.8] |
Examples |
8 Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana. [2.470#] 9 Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436#] 10 Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5#] |
Vocabulary |
11 Time |
Updated on 2024/03/03 |