|
|
|
|

Entry1  mitaky
Root  2  taky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
5  Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1]
Explanations in English  6  to demand one's due [1.7]
Explanations in French  7  réclamer, réclamer son dû [1.8]
Examples  8  mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69]
9  Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mampandoa, mamoritra, maka ny an' ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin' adala, manao tadidin' ny mpanaraka
Compound words 

Anagrams  16  makity, mitaky

Updated on 2023/10/04