Entry 1/5 |
misorona
(sorona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
|
Morphology |
Present : |
misorona |
Past : |
nisorona |
Future : |
hisorona |
Imperative : |
misoròna |
|
Proverbs |
|
Entry 2/5 |
misorona
(sorona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
|
Examples | Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
misorona |
Past : |
nisorona |
Future : |
hisorona |
Imperative : |
misoròna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 3/5 |
misorona
(sorona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
|
Explanations in English | To be discreet [1.7]
|
Explanations in French | être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
|
| être discret [1.8]
|
Morphology |
Present : |
misorona |
Past : |
nisorona |
Future : |
hisorona |
Imperative : |
misoròna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 4/5 |
misoroña
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Mivavaka [1.78]
|
| [Tanosy]
Mangataka, mivavaka [1.78]
|
|
Entry 5/5 |
misoròna
(sorona)
|
Part of speech | imperative of active verb misorona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|