|
|
|
|

Entry (1/2)1  misompirana
Root  2  sompirana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana
5  Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba
6  Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra
7  Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono [1.1]
Explanations in English  8  to be oblique, to be bevelled [1.7]
Explanations in French  9  être en biais, être placé obliquement [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  tailana, mibirioka, mivaona, mivilana
Compound words 

Entry (2/2)16  misompiràna
Root  17  sompirana
Part of speech  18  imperative of active verb misompirana
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Tables and plates  21  All the active imperatives

Anagrams  22  misompirana, misompiràna, misompirana, misompiràna

Updated on 2024/09/02