Entry (1/3) | 1 misinda |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mibilaka, mivena, misilaka |
Root | 4 sinda |
Entry (2/3) | 5 misinda |
Part of speech | 6 active verb |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona |
Root | 8 sinda |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 13 misindà |
Part of speech | 14 imperative of active verb misinda [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Root | 17 sinda |
Anagrams | 18 disanim, isindam, misandy, misindà , misinda, nasidim |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |