|
|
|
|

Entry (1/2)1  miserana
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza
4  [1.13] mandalo vetivety, miseho vetivety
Explanations in English  5  [1.7] to pass by rapidly
Explanations in French  6  [1.8] passer rapidement
7  [1.13] temporaire
Examples  8  [2.324] Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony
9  [2.5] Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana...
Root  10  serana
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mandalo, mihelina, mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana
Compound words 

Entry (2/2)18  miseràna
Part of speech  19  imperative of active verb miserana [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]
Root  22  serana

Anagrams  23  iseranam, miseràna, miserana, sarimena

Updated on 2025/04/19