Entry (1/2) | 1 misarona |
Root | 2 sarona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano 5 Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany [1.1] |
Explanations in English |
6 to have a lid on, to be covered [1.7] |
Explanations in French |
7 être couvert, se couvrir [1.8] |
Examples |
8 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word misarona |
Entry (2/2) | 16 misaròna |
Root | 17 sarona |
Part of speech | 18 imperative of active verb misarona |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Tables and plates |
21 All the active imperatives |
Anagrams | 22 misarona, misaròna, misarona, misaròna |
Updated on 2023/10/04 |