|
|
|
|

Entry1  misaratsaraka
Root  2  saratsaraka
Part of speech  3  active verb
Examples  4  [2.285#307] Raha misaratsaraka izy : fasika
5  [2.357#83] Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany
6  [2.996] Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra.

Updated on 2024/12/11