Entry |
misaka
(saka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
|
Examples | Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
misaka |
Past : |
nisaka |
Future : |
hisaka |
Imperative : |
misakà |
|
|
Entry |
misaka
(saka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
|
Examples | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
misaka |
Past : |
nisaka |
Future : |
hisaka |
Imperative : |
misakà |
|
|
Entry |
misaka
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Milaza [1.78]
|
|
Entry |
misakà
(saka)
|
Part of speech | imperative of active verb misaka
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|