|
|
|
|

Entry1  miriaria
Root  2  riaria
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely
Examples  5  [2.470] Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy.
6  [2.5] Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko?
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 

Anagrams  15  irairaim, miriaria

Updated on 2025/01/21