Entry | 1 miramirana |
Root | 2 mirana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1] 5 falifaly, ravoravo [1.13] |
Explanations in French |
6 radieux [1.3#442, 1.13] 7 content, enjoué, réveillé [1.3#442] |
Examples |
8 Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)] 9 Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 mirana |
Analogs | 16 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word miramirana |
Anagrams | 18 marimarina, miramirana |
Updated on 2023/01/20 |