Entry | 1 miraikiraiky |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa Adaladala, mitahontahona |
Explanations in English |
4 [1.2] to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika |
Examples |
5 [2.996] Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. |
Root | 6 raikiraiky |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word miraikiraiky |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |