|
|
|
|

Entry1  mipendrampendrana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
(olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby
4  [2.285#270] Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana
5  [2.313#59] olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby
Explanations in English  6  [1.2] to be flickering, to be dazzling, to be glaring
7  [1.7] to blink, to be dazzled
Explanations in French  8  [1.3#482, 1.8] clignoter
9  [1.3#482, 1.8] être ébloui
10  [1.3#482] vaciller, comme la flamme d'une bougie
11  [1.8] papilloter (lumière)
Examples  12  [2.606] Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
13  [1.250] Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany.
Root  14  pendrampendrana
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :

Updated on 2024/12/11