Entry (1/4) | 1 miorika |
Root | 2 orika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [Tanala]
[1.78] 5 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1] 6 miakatra mankany andoharano [1.13] |
Explanations in English |
7 to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2] |
Explanations in French |
8 Remonter le courant de l'eau, monter [1.3] 9 remonter le courant [1.13] |
Examples |
10 ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 15 miakatra any irà |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miorika |
Entry (2/4) | 19 miorika |
Root | 20 orika |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in French |
22 vomir [1.3] |
Vocabulary |
23 Health |
Entry (3/4) | 24 miorika |
Root | 25 orika |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1] |
Entry (4/4) | 28 miorika |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 minorant [1.13] |
Vocabulary |
31 Mathematics: algebra |
Anagrams | 32 miokira, miorika, mirokia |
Updated on 2023/09/14 |