|
|
|
|

Entry1  miongy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] mihady
4  [1.13] miasa tany, mamadika bainga
Explanations in English  5  [1.2] same as mitrongy.
Explanations in French  6  [1.13] labourer
Examples  7  [1.406#] mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
Vocabulary  8  Economy: agriculture
Root  9  ongy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Updated on 2024/12/11