Entry | 1 miongy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
mihady 4 [1.13] miasa tany, mamadika bainga |
Explanations in English |
5 [1.2] same as mitrongy. |
Explanations in French |
6 [1.13] labourer |
Examples |
7 [1.406#] mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro. |
Vocabulary |
8 Economy: agriculture |
Root | 9 ongy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |