Entry (1/2) | 1 miomana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy |
Explanations in English |
4 [1.7] to prepare, to get ready |
Explanations in French |
5 [1.8] se préparer, faire des préparatifs |
Root | 6 omana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 miomàna |
Part of speech | 12 imperative of active verb miomana [Full list] |
Root | 13 omana |
Anagrams | 14 amoinam, amoniam, imamoan, imaonam, iomanam, mamoañy, mamoinà, mamoina, mimaona, mimaonà, miomana, miomàna, nimamoa |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |