|
|
|
|

Entry1  miolakolaka
Root  2  olakolaka
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  tsy mahitsy [1.13]
Explanations in English  5  miolaka [1.2]
6  to meander; to speak ambiguously or evasively [1.7]
Explanations in French  7  être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8]
8  en courbe [1.13]
Examples  9  miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470]
10  Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Synonyms  14  miolaka
Proverbs  15  Proverbs containing the word miolakolaka

Anagrams  16  mialokaloka, miolakolaka

Updated on 2023/01/20