|
|
|
|

Entry1  miolaka (olaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay 4  Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1]
Explanations in English  5  to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2]
Examples  6  Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  miolakolaka
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word miolaka

Anagrams  14  kaliôma, kimalao, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka

Updated on 2023/01/20