|
|
|
|

Entry1  ministera
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
Explanations in English  5  a government department or ministry [1.7]
Explanations in French  6  sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana [1.66#764]
7  un ministère du gouvernement [1.8]
Examples  8  Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113]
9  Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27]
Compound words 

Anagrams  11  ministera, mirañitse, simenitra

Updated on 2020/07/31