Entry | 1 minisitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana |
Examples |
4 [2.606] Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. 5 [2.114] Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. 6 [2.445] Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. |
Vocabulary |
7 Law |
Analogs | 8 ministera |
Anagrams | 9 manisitry, minisitra, miranitsy, nitsiriam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |