Entry (1/3) | 1 miloka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). |
Explanations in English |
4 [1.7] to gamble |
Explanations in French |
5 [1.8] jouer de l'argent, parier |
Examples |
6 [1.437#] Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. |
Root | 7 loka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 miloka |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tanosy]
midera |
Entry (3/3) | 17 milokà |
Part of speech | 18 imperative of active verb miloka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Root | 21 loka |
Anagrams | 22 ilokam, kaloim, lakoim, lamoky, lomaky, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka, milokà |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |