Entry | 1 milevina |
Root | 2 levina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny 5 Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato 6 Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1] |
Explanations in English |
7 to be buried [1.7] |
Explanations in French |
8 être enseveli [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word milevina |
Updated on 2023/01/20 |