|
|
|
|

Entry1  milefona omby
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io)
Explanations in French  4  [1.3] prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage
Examples  5  [2.298] No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana?
Elementary words  6  milefona, omby

Updated on 2024/12/07