|
|
|
|

Entry1  milaza ampahibemaso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] milaza mba ho fantatry ny olona rehetra: Efa namoaka lalàna ampahibemaso momba izany ny fanjakana
Elementary words  4  milaza, ampahibemaso

Updated on 2024/12/07