|
|
|
|

Entry1  milatsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana
Root  4  latsy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11