|
|
|
|

Entry1  milatsy
Root  2  latsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2023/01/05