Entry (1/2) | 1 mikonaina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra |
Explanations in English |
4 [1.7] to complain under mistreatment, to whimper |
Explanations in French |
5 [1.8] gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher |
Root | 6 konaina |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mikonainà |
Part of speech | 12 imperative of active verb mikonaina [Full list] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Root | 14 konaina |
Anagrams | 15 animinako, kaominina, mikonaina, mikonainà, nikomiana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |