|
|
|
|

Entry1  mikohaka
Root  2  kohaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra
Explanations in English  5  [1.7] to cough
Explanations in French  6  [1.3#347, 1.8] tousser
7  [1.3#347] fig. appeler en toussant.
Examples  8  [2.245#] Somary mikohaka kely izany izy eto.
9  [2.424#] Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka;
10  [2.366#] Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy.
Vocabulary  11  Health
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Updated on 2024/12/11