|
|
|
|

Entry1  mikitoantoana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany
Explanations in English  4  [1.7] to be bumpy; to be rough (esp. of roads)
Explanations in French  5  [1.8] être raboteux; inégal
Root  6  kitoantoana
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/12/11