Entry | 1 mikiky |
Root | 2 kiky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro |
Explanations in English |
5 [1.7] to scrape; to gnaw |
Explanations in French |
6 [1.8] racler, ronger |
Examples |
7 [2.558] Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. |
Morphology |
|
Analogs | 12 manihy |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mikiky |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |