|
|
|
|

Entry1  mikiky (kiky)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika 4  Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro [1.1]
Explanations in English  5  to scrape; to gnaw [1.7]
Explanations in French  6  racler, ronger [1.8]
Examples  7  Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  Manihy
Proverbs  13  Proverbs containing the word mikiky

Updated on 2023/01/20